III. Ny fanomezana sy ny vokatry ny Fanahy Masina

Laharana 1838 amin’ny Katesizy

 Ny fahalalana onony no mampitony ny fanintonan’ny zava-mahafinaritra sy mahatonga ny fampifandanjana amin’ny fampiasana ny haren’ny zavaboary.

Loharano ôfisialy ↗