III. Ny fanomezana sy ny vokatry ny Fanahy Masina
Laharana 1835 amin’ny Katesizy
Ny fahamalinana no mandrisika ny saina hahay manavaka amin’ny toe-java-miseho rehetra, ny soa sy ny tsara tena izy ho antsika, sy hahay mifidy ny fomba na fitaovana sahaza hanatanterahana izany.