II. Firehetam-po sy fiainana ara-môraly

Laharana 1775 amin’ny Katesizy

.Ny fahalavorarian’ny tsara ara-môraly, dia ny mandrisika ny olona ho amin’ny tsara tsy avy amin’ny finiavany ihany, fa  avy amin’ny “fony” koa.

Loharano ôfisialy ↗