III. Iray ihany ny finoana

Laharana 177 amin’ny Katesizy

Misy roa àry ny endrika isehoan’ny “mino” :  amin’ny olona sy amin’ny fahamarinana ; amin’ny fahamarinana noho ny fitokiana an’ilay olona izay milaza marina an’izany.

Loharano ôfisialy ↗