II. Ny asa tsara sy ny asa ratsy

Laharana 1759 amin’ny Katesizy

“Tsy azo hamarinina ho tsara amin’ny fikasana tsara ny asa ratsy iray atao”[58]. Tsy manamarina ho tsara ny fomba amam-pitaovana ampiasaina ny tanjona nokendrena.

Loharano ôfisialy ↗