Ny olombelona endrik’Andriamanitra

Laharana 1715 amin’ny Katesizy

Ilay izay mino an’i Kristy no manana ny fiainam-baovao ao amin’ny Fanahy Masina. Ny fiainana ara-môraly, mitombo sy mihamatotra amin’ny fahasoavana, dia tsy maintsy ho tomombana any amin’ny voninahitry ny lanitra.

Loharano ôfisialy ↗