Ny olombelona endrik’Andriamanitra

Laharana 1710 amin’ny Katesizy

 “ Amin’ny tenan’ny olombelona ihany no ampisehoan’i Kristy miharihary ny olombelona, sy ampahafantarany mazava ny fahambonian’ny fiantsoana azy”[28].

Loharano ôfisialy ↗