Ny fahasoavan’ny Fanahy Masina

Laharana 1598 amin’ny Katesizy

Ny lehilahy (viris) vita batemy no hany azon’ny Fiangonana omena ny sakramentan’ny Filaharana, ka fantatra sy hita araka ny voadidy fa manana ny fahafahana  mampiasa ny andraiki-panompoana. Anjaran’ny manam-pahefan’ny Fiangonana ny adidy sy ny zo hiantso olona iray handray ny sakramentan’ny Filaharana.

Loharano ôfisialy ↗