XI. Ny fankalazana amin’ny sakramentan’ny Fivalozana

Laharana 1497 amin’ny Katesizy

Ny fikônfesen’ny tsirairay ny fahotana lehibe manontolo, arahin’ny famotsoran-keloka, dia maharitra ho hany fomba fanao andavanandro amin’ny fampihavanana amin’Andriamanitra sy amin’ny Fiangonana.

Loharano ôfisialy ↗