XI. Ny fankalazana amin’ny sakramentan’ny Fivalozana
Laharana 1486 amin’ny Katesizy
Ny famelana ny fahotana natao taorian’ny Batemy dia omena amin’ny alalan’ny sakramenta manokana antsoina hoe : sakramentan’ny fibeba-hana, fibabohana, Fivalozana na Fampihavanana.