Ny fanenenana
Laharana 1452 amin’ny Katesizy
Raha avy amin’ny fitiavana an’Andriamanitra tiana mihoatra noho ny zavatra rehetra ny fanenenana, dia antsoina hoe “lavorary” izy (fanenenana avy amin’ny fitiavana). Ny fanenenana toy izany dia mahafaka ny fahotana madinika ; ahazoana koa ny famelana ny fahotana mahafaty izy, raha manana fikasana mafy hidodododo araka izay azo atao amin’ny fikônfesena ara-tsakramenta[44].