VII. Ny asan’ny mpivalo
Laharana 1450 amin’ny Katesizy
“Ny Fivalozana no manery ny mpanota hanaiky an-tsitrapo ny singafototra rehetra amin’izany : ao am-pony, ny fanenenana ; amin’ny vavany, ny fiekena ny fahotana ; amin’ny fihetsiny, ny fanetren-tena feno tanteraka na fanonerana mitera-boka-tsoa”[42].