VII. Ny Eokaristia – “antoky ny voninahitra ho avy”

Laharana 1417 amin’ny Katesizy

.Ampirisihan’ny Fiangonana fatratra ny mpino mba handray ny kômonio masina rahefa mandray anjara amin’ny fankalazana ny Eokaristia izy ireo ; didiany izy ireo hanao izany fara fahakeliny indray maka isan-taona.

Loharano ôfisialy ↗