V. Ny Soratra Masina ao amin’ny fiainan’ny Fiangonana
“Manaja lalandava ny Soratra Masin’Andriamanitra ny Fiangonana, tahaka ny ataony amin’ny fanajana ny Vatan’ny Tompo”[139] : samy mamelona sy mibaiko ny fiainana kristianina manontolo izy roa ireo. “Ny teninao no fanilon’ny diako, fahazavan’ny lalako”(Sal 119,105)[140].