V. Ny Soratra Masina ao amin’ny fiainan’ny Fiangonana

Laharana 138 amin’ny Katesizy

Ny  Fiangonana dia mandray sy manaja ho avy amin’ny fitsilovan’ny Fanahy Masina ny boky 46 ao amin’ny Testamenta Taloha sy ny boky 27 ao amin’ny Testamenta Vaovao.

Loharano ôfisialy ↗