V. Ny sorona ara-tsakramenta : fisaorana, tsangambato fahatsiarovana, fisiana maha-eo

Laharana 1358 amin’ny Katesizy

Noho izany, tsy maintsy hodinihintsika ny Eokaristia :
- amin’ny maha-fisaorana sy fiderana ny Ray azy ;
- amin’ny maha-tsangambato fahatsiarovana ny soron’i Kristy sy ny Vatany azy ;
- amin’ny fisiana maha-eo an’i Kristy amin’ny alalan’ny herin’ny Teniny sy ny Fanahiny.

Loharano ôfisialy ↗