I. Ny Eokaristia – loharano sy tampon’ny fiainan’ny Fiangonana

Laharana 1327 amin’ny Katesizy

Amin’ny teny fohy, ny Eokaristia no famintinana sy fitambaran’ny finoantsika : “Mifanaraka amin’ny Eokaristia ny fomba fihevitsika, ary ho valin’izany manamafy ny fomba fihevitsika ny Eokarisita”[5].

Loharano ôfisialy ↗