Marika ara-panahy tsy maty vonoina …

Laharana 1283 amin’ny Katesizy

Raha ny amin’ny zaza maty tsy vita batemy, dia manainga antsika hanam-pitokiana ny famindram-pon’Andriamanitra ny litorzian’ny Fiangonana, sy hivavaka ho amin’ny famonjena azy ireo.

Loharano ôfisialy ↗