Marika ara-panahy tsy maty vonoina …

Laharana 1280 amin’ny Katesizy

Mampisy famantarana ara-panahy tsy maty vonoina ao amin’ny fanahy ny Batemy, marika izay manokana ny vita batemy ho amin’ny fanompoam-pivavahana kristianina. Noho io marika io dia tsy azo averina intsony ny Batemy, amin’izay efa vita batemy[91].

Loharano ôfisialy ↗