Ny hevi-tenin’ny Soratra Masina

Laharana 118 amin’ny Katesizy

Misy andalana miaraka tsiroaroa amin’ny tononkalo iray tamin’ny taonjato antenatenany mamintina ireo hevitra efatra ireo : Ny hevitra ara-bakiteny no mampianatra ny zava-miseho, ny hevitra an’ohatra no manoro izay tsy maintsy inoana, ny hevitra ara-môraly no mampianatra izay tsy maintsy atao, ny hevitra ara-tandindona no manoro ny hoe mankamin’ny inona no tsy maintsy ezahina kendrena[114].

Loharano ôfisialy ↗