Ny Vavaka isan’Andro
Laharana 1176 amin’ny Katesizy
Tsy ny mampirindra ny feo miaraka amin’ny fo izay mivavaka ihany no takìna amin’ny mankalaza ny Vavaka isan’Andro, fa koa “ny manao izay ahazoana fahalalana be dia be momba ny litorzia sy ny Baiboly, indrindra ny salamo”[61].