Ny hevi-tenin’ny Soratra Masina

Laharana 116 amin’ny Katesizy

Ny hevitra ara-bakiteny. Dia ny hevitra ambaran’ny tenin’ny Soratra Masina sy ahariharin’ny haihevi-tsoratra izay manaraka ny fitsipiky ny fivoasana marina. “Ao amin’ny hevitra ara-bakiteny no iankinan’ny hevi-tenin’ny Soratra Masina rehetra”[110].

Loharano ôfisialy ↗