V.Ny sakramentan’ny fiainana mandrakizay

Laharana 1134 amin’ny Katesizy

Ny vokatry ny fiainana ara-tsakramenta dia sady ao amin’ny isam-batan’olona no ao amin’ny Fiangonana manontolo. Etsy an-daniny, io vokatra io  dia fiainana ho an’Andriamanitra ao amin’i Kristy Jesoa, ho an’ny mpino rehetra ; etsy an-kilany, io vokatra io, ho an’ny Fiangonana, dia fitomboana ao anatin’ny fifankatiavana sy amin’ny iraka fijoroany ho vavolombelona.

Loharano ôfisialy ↗