III. Ny sakramentan’ny finoana

Laharana 1126 amin’ny Katesizy

Ankoatra izany, satria ny sakramenta no maneho sy mamelabelatra ny fiombonam-pinoana ao amin’ny Fiangonana, dia iray amin’ireo mari-pitsaràna ilaina amin’ny fifanakalozan-kevitra izay itadiavana ny famerenana ny firaisan’ny kristianina, ny lex orandi[39] (lalànan’ny fivavahana).

Loharano ôfisialy ↗