VI. Ny fanantenana ny lanitra vaovao sy ny tany vaovao
Laharana 1056 amin’ny Katesizy
Amin’ny fanarahana ny oha-piainan’i Kristy ny Fiangonana no mampitandrina ny mpino ny amin’ny “fisian’ny fahafatesana mandrakizay[106] izay sady mampalahelo no mampahonena”, antsoina koa hoe “afobe”.