Ny dikan’ny fahafatesana kristianina

Laharana 1017 amin’ny Katesizy

“Mino ny tena fitsanganan-ko velon’ity nofo ananantsika ankehitriny ity tokoa isika”[57]. Kanefa, vatana mety lo no asitrika ao am-pasana, ary vatana tsy mety lo[58], “vatana mitoe-panahy”, no atsangana avy ao” (1 Kôr 15,44).

Loharano ôfisialy ↗